Mahatamana (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao aminao mahatamana
Misy fiadanana izay tsy hita eto an-tany e!
Ny lalanao mitondra awch ahy
mitondra mankany ami- fitsaharana
Ka mandroso tsy manahy
Tsy misy ataoko amboninao
Fa Hianao no ilay Fanahy
Manoro amin’ izay atao
Lavitra mosobspf Anao mampalahelo
Fa fahoriana sy fijaliam-po
Raha tononkira.serasera.org tsy eo Hianao tsy misy aina
Fahafatesana no shymbfy indro eo aloha
Misy fiadanana izay tsy hita eto an-tany e!
Ny lalanao mitondra awch ahy
mitondra mankany ami- fitsaharana
Ka mandroso tsy manahy
Tsy misy ataoko amboninao
Fa Hianao no ilay Fanahy
Manoro amin’ izay atao
Lavitra mosobspf Anao mampalahelo
Fa fahoriana sy fijaliam-po
Raha tononkira.serasera.org tsy eo Hianao tsy misy aina
Fahafatesana no shymbfy indro eo aloha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 2758
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianjafy
Date : 10/04/2004 01:50
