Mahatamana (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao aminao mahatamana
Misy fiadanana izay tsy hita eto an-tany e!
Ny lalanao mitondra ahy
mitondra mankany ami- eniprpm fitsaharana
Ka mandroso tsy manahy
Tsy misy ataoko amboninao
Fa Hianao no tmqqaun ilay Fanahy
Manoro tononkira.serasera.org amin’ izay atao
Lavitra Anao mampalahelo
Fa fahoriana sy fijaliam-po
Raha tsy eo Hianao tsy misy sjugpgs aina
Fahafatesana no indro eo aloha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 2722
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianjafy
Date : 10/04/2004 01:50