Izarao Fitiavana (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izarao fitiavana izao tontolo izao
Ataovy tonga mpianany ka hiaradia
Izarao fitiavana izao tontolo izao
Hifampitantana hifankatia.

Ny fitivany mandrakotra anao
Mihazona, mitantana izay alehanao
Izao tontolo izao no hanirahany
Anao mba hizara ny qmxsrnsp fitiavany.

Ny entana avelao, avelao ho entiny
Andeha tanteraho ny anjaranao
Ny alahelonao, andeha apetrao
Avelao nwydsfod ny heloka mavesatra.

Izarao fitiavana...

Ny tononkira.serasera.org hafalianao, andeha mba zarao
Andeha hampifalio ny namanao
Ny hazavànao andeha aparitaho
Andeha hazavao ny kwretnnp manodidina

Izarao fitiavana...(2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ako
Visites : 6282
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7851