Izarao Fitiavana (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izarao fitiavana izao nghgeelq tontolo izao
Ataovy tonga mpianany ka hiaradia
Izarao fitiavana izao tontolo izao
Hifampitantana hifankatia.

Ny fitivany mandrakotra anao
Mihazona, mitantana izay alehanao
Izao tontolo izao no hanirahany
Anao mba hizara umtdjy ny fitiavany.

Ny entana avelao, avelao ho entiny
Andeha tanteraho ny anjaranao
Ny alahelonao, andeha apetrao
Avelao ny heloka mavesatra.

Izarao fitiavana...

Ny tononkira.serasera.org hafalianao, andeha mba qpggn zarao
Andeha hampifalio ny namanao
Ny hazavànao andeha aparitaho
Andeha hazavao ny manodidina

Izarao fitiavana...(2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ako
Hits : 6191
Likes : 0 Like
Created by : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321