HOTAHIANA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny fiainana e, zknf tsy ahitana mangirana
Tsy misy hitarainana e, f’efa samy sahirana
Aiza ary aho izao no hiantoraka e, aiza ary idwhsu aho izao
Iza re no xvbifuzr mba hamboraka e, iza lazao
Nefa izao re no tsarovy!
Hotahiana anie izay matoky an’I Jehovah
Sy miantehitra aminy ka tsy miovaova
Amoron-drano izy no mamaka
Mivoha ny felany dia misandrahaka
Hotahiana anie…
Na dia avy aza tononkira.serasera.org ny hain-tany
Izy tsy miraika amin’izany
Hotahiana anie…
Ny asany lavorary avokoa
Tsy mba ketraka izy manao soa
Hotahiana anie…
Matokia an’I Jehovah amin’ny fonao rehetra
Fa aza miankina amin’ny fahalalanao izay voafetra

--------
Rohy: