FANEKENA (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANEKENA

Tsy haiko ny hanazava
Ny ao am-poko ao
Tsy misy haharava ny fitiavako Anao
Andriamanitra ô ! ny amiko afoiko
Ianao irery ihany no tiako sy tompoiko

Tsapako tokoa, f’Ianao Ilay be fitia
Nanome ny lahitokanao hamonjy anay tety
Mahatsiaro ireny aho, ka tohina ny fo
Ianao irery ihany no antony ahavelomako

Fanekeko ny hiaraka aminao
Hanorina fiainam-baovao
Feno fitiavana sy hasambarana
Hafa noho ny an’izao tontolo izao.

Ny làlana hizorako
Sarom-pantarina
Ho kila diavina ihany koa ny ankasomparana
Hifikitra aqgfgvj aminao aho n’inona n’inona hanjo
Ho eo anilanao tononkira.serasera.org amin’ny androm-piainako.
rwtu

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ako
Vangy : 3088
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry RABEZA
Daty : 14/04/2004 00:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302