FANEKENA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANEKENA
Tsy haiko ny hanazava
Ny ao am-poko ao
Tsy misy kptixrnn haharava ny fitiavako Anao
Andriamanitra ô ! ny amiko afoiko
Ianao irery ihany no tiako sy tompoiko
Tsapako tokoa, f’Ianao Ilay be fitia
Nanome ny lahitokanao cehpavm hamonjy anay tety
Mahatsiaro ireny aho, ka tohina ny fo
Ianao irery ihany no antony ahavelomako
Fanekeko ny hiaraka aminao
Hanorina fiainam-baovao
Feno tononkira.serasera.org fitiavana sy hasambarana
Hafa noho ny an’izao tontolo izao.
Ny làlana hizorako
Sarom-pantarina
Ho diavina ihany koa ny ankasomparana
Hifikitra aminao aho n’inona n’inona hanjo
Ho eo anilanao amin’ny hhvjmdn androm-piainako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AkoHits : 3050
Likes : 0 Like
Created by : Andry RABEZA
Date : 14/04/2004 00:55