AZA MANAHY (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa nihafohy tononkira.serasera.org va ny tanan’ny Ray?
Tsia hoy aho, tsia hoy aho
Ny zava-drehetra dia hainy atao
Hamonjena ahy sy ianao
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
Ny ranomasina mena aza moa
Nisaraka roa, nisaraka roa
Davida nandresy an’I Goliata koa
Niasa ilay Ray nuttbht Tsitoha
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
Ny noana novokisany, marary nositraniny
Voageja nafahany, ny maty natsangany
Tsy plmrpm laitra ny heriny, tsy miova ny Teniny
Anontanio ny andro lasa
Fa Izy vonona hiasa
Aza manahy (3) fa matokia
Aza innylccg manahy (3) matokia
Tsia hoy aho, tsia hoy aho
Ny zava-drehetra dia hainy atao
Hamonjena ahy sy ianao
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
Ny ranomasina mena aza moa
Nisaraka roa, nisaraka roa
Davida nandresy an’I Goliata koa
Niasa ilay Ray nuttbht Tsitoha
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
Ny noana novokisany, marary nositraniny
Voageja nafahany, ny maty natsangany
Tsy plmrpm laitra ny heriny, tsy miova ny Teniny
Anontanio ny andro lasa
Fa Izy vonona hiasa
Aza manahy (3) fa matokia
Aza innylccg manahy (3) matokia
--------
Rohy:
