AZA MANAHY (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa nihafohy va ny tononkira.serasera.org tanan’ny Ray?
Tsia hoy aho, tsia hoy aho
Ny aocpsu zava-drehetra dia hainy atao
Hamonjena ahy sy ianao
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
Ny ranomasina mena aza moa
Nisaraka roa, nisaraka roa
Davida nandresy an’I Goliata koa
Niasa ilay Ray Tsitoha
Aza manahy (3) fa matokia
Aza hyqlhg manahy (3) matokia
Ny noana novokisany, marary nositraniny
Voageja ocahjops nafahany, ny maty natsangany
Tsy laitra ny heriny, tsy miova ny Teniny
Anontanio ny andro lasa
Fa Izy vonona hiasa
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
Tsia hoy aho, tsia hoy aho
Ny aocpsu zava-drehetra dia hainy atao
Hamonjena ahy sy ianao
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
Ny ranomasina mena aza moa
Nisaraka roa, nisaraka roa
Davida nandresy an’I Goliata koa
Niasa ilay Ray Tsitoha
Aza manahy (3) fa matokia
Aza hyqlhg manahy (3) matokia
Ny noana novokisany, marary nositraniny
Voageja ocahjops nafahany, ny maty natsangany
Tsy laitra ny heriny, tsy miova ny Teniny
Anontanio ny andro lasa
Fa Izy vonona hiasa
Aza manahy (3) fa matokia
Aza manahy (3) matokia
--------
Link:
