AVIA FANAHY MASINA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô ! Mivory izahay eto izao
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, finoana, fifaliana
Jesoa ô ! Mivory izahay eto izao
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, finoana, fifaliana
Fiverenana :
O iccdlwu ! avia, Fanahy Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao rgvppwd irery no hafaka ameno anay
Mba tahio ueelyzc ny fivorianay
Toy ny diera maniry ny rano an’ony
No tononkira.serasera.org anirian’ny fanahinay Anao Tompo ô !
Fiverenana :
O ! avia, Fanahy Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao irery no hafaka ameno anay
Mba tahio ny fivorianay

--------
Rohy: