AVIA FANAHY MASINA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô ! Mivory izahay eto izao
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, finoana, fifaliana
Jesoa ô ! Mivory izahay eto izao
Amin’ny Anaranao
Hifampizara fitiavana, finoana, fifaliana
Fiverenana :
O ! avia, Fanahy Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao irery fkxc no hafaka ameno anay
Mba tahio ny fivorianay
Toy ny diera tononkira.serasera.org maniry ny rano an’ony
No anirian’ny fanahinay Anao gwfq Tompo ô ezdinf !
Fiverenana :
O ! avia, Fanahy Masina
Mangetaheta Anao izahay
Ianao irery no hafaka ameno anay

--------
Lien: