Mamindrà fo amiko (Noely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko Andriamanitra o
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fiantranao
Vonoy ny fahadisoako (bis)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy aho cleoqy mba ho afa-pahotana koa
Tompo o tononkira.serasera.org sokafy ny molotro
Hanambara ny smku fiderana Anao (bis)
Hanambara tsfoqon ny fiderana Anao (bis)

--------
Rohy: