Mamindrà fo amiko (Noely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko bsmn Andriamanitra o
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fiantranao
Vonoy ny lwyyq fahadisoako (bis)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy aho mba ho ndzqbitv afa-pahotana tononkira.serasera.org koa
Tompo o sokafy ny molotro
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fiantranao
Vonoy ny lwyyq fahadisoako (bis)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy aho mba ho ndzqbitv afa-pahotana tononkira.serasera.org koa
Tompo o sokafy ny molotro
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
--------
Link:
