Kristianina va ianao (Noely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andramo kdnndwmt anie ny manontany
Kristianina va tononkira.serasera.org ianao
Tsy misy angamba sahy hamaly
hilaza fa hoe: "Tsy izy aho"
Fa menatra ka de manaiky
Hatramin'ireo tsy mpankatoa
Nefa tsy mbola maharesy
Ny hatezerana tsy hifoha
Vao voadona ny ambom-po D.C
$
Jerevo anie fa rehefa sorena
Adino hatreo scboiqtv ilay aim-panahy
Fa velona ny "tena! tena!"
Mandeha koa ny "ialahy! ialahy"
Ho anao izay mbola te ho ozxvgjbt ratsy
Mpivavaka maniasia
Lavo rehefa tsy ho tanty
Tsy hitenenan-dratsy
Ny anaran'i Kristy D.S
Kristianina va tononkira.serasera.org ianao
Tsy misy angamba sahy hamaly
hilaza fa hoe: "Tsy izy aho"
Fa menatra ka de manaiky
Hatramin'ireo tsy mpankatoa
Nefa tsy mbola maharesy
Ny hatezerana tsy hifoha
Vao voadona ny ambom-po D.C
$
Jerevo anie fa rehefa sorena
Adino hatreo scboiqtv ilay aim-panahy
Fa velona ny "tena! tena!"
Mandeha koa ny "ialahy! ialahy"
Ho anao izay mbola te ho ozxvgjbt ratsy
Mpivavaka maniasia
Lavo rehefa tsy ho tanty
Tsy hitenenan-dratsy
Ny anaran'i Kristy D.S
--------
Lien:
