Aoka tsy ho fahazarana (Noely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka tsy ho fahazarana
Ny hidirana am-piangonana
Aoka tsy ho fahazarana
Ny hilanjanao baiboly (x2)

Ovao aloha ny fo
Ny fo izay mihatsara ivelatsihy
Aza miseho ho zanak’ondry
Ny ao am-po nefa mbiext amboadia
Ovao aloha ny fo
Ny fo izay mihatsara ivelatsihy
Fa raha izay no mbola ao
Tsy zanak’Andriamanitra rpgs ianao

Aza atao fanafenana
Toetra ratsy andavanandro
Ny fitondranao baiboly
Rehefa tonga ny alahady (x2)

Ovao aloha ny tononkira.serasera.org fo
Ny fo izay mihatsara ivelatsihy
Aza miseho ho zanak’ondry
Ny ao am-po nefa amboadia
Ovao aloha ny fo
Ny fo izay mihatsara ivelatsihy
Fa raha izay no mbola ao
Tsy zanak’Andriamanitra ianao
Fa raha cwynzew izay no mbola ao
Tsy zanak’Andriamanitra ianao
Fa raha izay no mbola ao
Tsy zanak’Andriamanitra ianao

 

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Noely
Vangy : 1473
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 16/12/2024 12:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2447