Mamindrà fo amiko (Noely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko Andriamanitra oAraka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fiantranao
Vonoy ny fahadisoako (bis)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy aho mba ho afa-pahotana koa
Tompo o sokafy ny molotro
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
--------
Lien: