TSY HO ELA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tantiko ny hamela anao ho irery
Tsy wsyz tiako anefa dia voatery aho
Tsy maintsy miatrika ny ho aviko aho
Koa ndeha zory ny dianao
Ataovy toy ny hoe
Mbola eo foana aho
Mbola hiverina aho
Tsy ho ela
Tohizo hatrany ny hiranao
Hakaro hatrany ny feonao
Hiverina hitondra ainga vaovao
Hanamafy indray ’lay hirahira tononkira.serasera.org fahizay
’Zay kalokalontsika iray
Tsy xfajt hijanona ela any aho f’aza manahy
Hatramin’izay dia niaraka niafy
Mikaroka sy miezaka hatrany
Toy ny tsy hisaraka intsony
Raha ankehitriny aho handeha
K’aza miahotra
Hoe rxhoicwz tsy ho eo intsony aho
Nefa aza manahy
Tsy ho ela
NJILA
Tsy wsyz tiako anefa dia voatery aho
Tsy maintsy miatrika ny ho aviko aho
Koa ndeha zory ny dianao
Ataovy toy ny hoe
Mbola eo foana aho
Mbola hiverina aho
Tsy ho ela
Tohizo hatrany ny hiranao
Hakaro hatrany ny feonao
Hiverina hitondra ainga vaovao
Hanamafy indray ’lay hirahira tononkira.serasera.org fahizay
’Zay kalokalontsika iray
Tsy xfajt hijanona ela any aho f’aza manahy
Hatramin’izay dia niaraka niafy
Mikaroka sy miezaka hatrany
Toy ny tsy hisaraka intsony
Raha ankehitriny aho handeha
K’aza miahotra
Hoe rxhoicwz tsy ho eo intsony aho
Nefa aza manahy
Tsy ho ela
NJILA
--------
Rohy:
