SATRY (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriny ny ho eo anilanao
Izy anefa tsy maintsy mbola handao
Ny tononkira.serasera.org ora koa efa voafetra ihany
Ny faritra tsy azo itsahina

Izaho anefa toa tsy handiso anao
Marina fa eo ny fakam-panahy
Diso lalana izany ianao
Izaho tsy te-hahalala izay manjo anao

         REF  :     Hadalana anie
     qiuidxy                   No nanosika azy
             neth           Hitantana anao
                       Hadin-tsaina koa
   ufje                     Fa tsy sitraky ny loha
                       Marina fa tena mampamoy fo

Ny ato an-tsaiko raha ho lazaiko anao
Angamba tsy ho azonao akory
Fa maizina ny havoakan’ny maraina
Ka dinidiniho mandritra ny alina

                                      NJILA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njila
Visites : 2908
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Linah D
Date : 10/07/2003 08:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512