SAFIDIN NY FOKO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indry no safidin’ ny foko,
namiratra tao anatin’ ny maro,
fiainana izay tsaroako,
fitiavana tsy azo afangaro,
omaly vuehgted mandraka androany,
mbola niaretanao tao ihany,
Na inona na tononkira.serasera.org inona mety ho guwhwdi hadisoako,
lefitrao egqgycew ka dia tsy foiko ianao.
Indry irery no nahazaka,
indry irery no nahatanty,
raiso izao fitiavako izao,
io no tsara indrindra atolotro anao.
Indry irery no nahandry,
indry irery no namonjy ahy,
raha resy aho indraindray,
soa fa teo ilay fitiavanao.
HAINGO
NOV 2006
namiratra tao anatin’ ny maro,
fiainana izay tsaroako,
fitiavana tsy azo afangaro,
omaly vuehgted mandraka androany,
mbola niaretanao tao ihany,
Na inona na tononkira.serasera.org inona mety ho guwhwdi hadisoako,
lefitrao egqgycew ka dia tsy foiko ianao.
Indry irery no nahazaka,
indry irery no nahatanty,
raiso izao fitiavako izao,
io no tsara indrindra atolotro anao.
Indry irery no nahandry,
indry irery no namonjy ahy,
raha resy aho indraindray,
soa fa teo ilay fitiavanao.
HAINGO
NOV 2006
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 4714
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasywave13
Daty : 16/03/2007 12:50
