Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAFIDIN NY FOKO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indry no safidin’ ny foko,
namiratra tao anatin’ ny maro,
fiainana izay tsaroako,
fitiavana tsy azo afangaro,
omaly mandraka androany,
mbola niaretanao tao teaogb ihany,
Na inona na inona mety ho tononkira.serasera.org hadisoako,
lefitrao ka dia tsy foiko ianao.
Indry irery no aznefpi nahazaka,
indry irery no nahatanty,
raiso izao fitiavako zzdbjs izao,
io no tsara indrindra atolotro anao.
Indry irery no nahandry,
indry irery no namonjy ahy,
raha resy aho indraindray,
soa fa teo ilay fitiavanao.
HAINGO
NOV 2006
namiratra tao anatin’ ny maro,
fiainana izay tsaroako,
fitiavana tsy azo afangaro,
omaly mandraka androany,
mbola niaretanao tao teaogb ihany,
Na inona na inona mety ho tononkira.serasera.org hadisoako,
lefitrao ka dia tsy foiko ianao.
Indry irery no aznefpi nahazaka,
indry irery no nahatanty,
raiso izao fitiavako zzdbjs izao,
io no tsara indrindra atolotro anao.
Indry irery no nahandry,
indry irery no namonjy ahy,
raha resy aho indraindray,
soa fa teo ilay fitiavanao.
HAINGO
NOV 2006
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 4506
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasywave13
Daty : 16/03/2007 12:50
