MISERANA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa manahirana ny hanao veloma anao,
Toa mahasadaikatra tsy hita izay atao,
Ny andro anefa toa mandroso alina,
Ny lalana ho aleha koa dia mbola tsy mifarana hatreo;
Toa mampatahotra ny handao anao sahady,
Toa satriko hilefa tsy hanatrika anao,
Ny masonao jereo mipitrapitra ery,
Tsy ho tantiko ny hahita anao sasatra foana hitazona ahy,
Koa aleoko dia mandositra avy hatrany.
Mba lazao ahy izay mba eritreritrao,
Tantarao ahy sao mba misy azo atao,
Mba lazao ahy izay mba eritreritrao,
Dia ho tony ianao.
Nanohina anao ny fandalovanay,
Toa tsy nampoizinao hiserana ohatra izay,
Toa tonga saina ianao nony tena handeha,
Fa zltywyvf fahatsiarovana no sisa hamerina ao am-ponao ny omaly,
Tsy tantinao indray ny ho ampitso;
Mba lazao ahy izay mba tena irinao,
Tantarao ahy soa mba misy azo atao,
Mba lazao ahy izay mba tena irinao,
Dia hangina ianao;
Manantena aho fa tsy odbqks handainga akory ianao,
Hitantara izay mba eritreritrao,
Mba lazao tononkira.serasera.org ahy izay mba eritreritrao,
Tantarao ahy sao mba misy azo atao.
Izay mba eritreritrao,
Sao mvyt mba misy azo atao.
Tarika Njila

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 5781
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kababo
Daty : 14/04/2006 13:45