Hilazao (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena
Ireo izay tsy mba manantena
Ny hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Refrain : Fitiavana an’izao tontolo izao
No tononkira.serasera.org nanolorany ny ain’ny Tompo
hhahzy Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra zvnwfzny teto an-tany
( miverina in-2 refrain )
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa, ny Ray no hamita
Aza mba manahy foana
Izy ho eo anolona
Ho mpitarika ny dianao.
Refrain : Fitiavana ........
Mpamoronkira : NJILA
goxmrn Mpihira : Voahangy Ranarivelo - NJILA
Ireo izay tsy mba manantena
Ny hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Refrain : Fitiavana an’izao tontolo izao
No tononkira.serasera.org nanolorany ny ain’ny Tompo
hhahzy Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra zvnwfzny teto an-tany
( miverina in-2 refrain )
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa, ny Ray no hamita
Aza mba manahy foana
Izy ho eo anolona
Ho mpitarika ny dianao.
Refrain : Fitiavana ........
Mpamoronkira : NJILA
goxmrn Mpihira : Voahangy Ranarivelo - NJILA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 9710
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 19/09/2003 18:58
