Hilazao (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilazao ny famonjena Ireo izay tsy mba manantena
Ny hiaina am-pifaliana rahatrizay
Anjaranao izay mahalala
No mampiditra ao am-bala
Ireo ondry izay maniasia
Refrain : Fitiavana an’izao tontolo izao
No nanolorany ny ain’ny Tompo
Efa voavidiny tamin’ny rany
Ireo olona rehetra teto an-tany
( miverina in-2 refrain )
Izay manamafy fo
Torio ireo teny soa
Ny tsy efa, ny Ray no hamita
Aza mba manahy foana
Izy ho eo anolona
Ho mpitarika ny dianao.
Refrain : Fitiavana ........
Mpamoronkira : NJILA
Mpihira : Voahangy Ranarivelo - NJILA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjilaVisites : 8267
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 19/09/2003 18:58