GIDRAGIDRA (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Han ! Manimanina anao any aho
Fa efa zatra ny korontana
Te-hampody anao indray any aho

Manimanina ny tabatabanao foana aho
Mahatsiarotsiaro ny fiananao sampontsampona
Manembona indray, ireo hirahiranay
Efa zatra…


Mahatsiarotsiaro aho,
(Mahatsiarotsiaro ny fiananao aho
Gidragidra
‘Reo gidragidra fanaonao
Mahatsiarotsiaro aho,
(Mahatsiarotsiaro ny fiananao aho
Gidragidra
‘Reo gidragidra fanaonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 3379
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : arlovah
Daty : 19/09/2006 10:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4232