GIDRAGIDRA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Han ! Manimanina anao any ahoFa efa zatra ny korontana
Te-hampody anao indray any aho
Manimanina ny tabatabanao foana aho
Mahatsiarotsiaro ny fiananao sampontsampona
Manembona indray, ireo hirahiranay
Efa zatra…
Mahatsiarotsiaro aho,
(Mahatsiarotsiaro ny fiananao aho
Gidragidra
‘Reo gidragidra fanaonao
Mahatsiarotsiaro aho,
(Mahatsiarotsiaro ny fiananao aho
Gidragidra
‘Reo gidragidra fanaonao
--------
Link: