An-tananao (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mibaliaka soa okymzn ny masoandro,
Ny Tompo aminay, miaraka aminay;
Ka ny fiainanay mirindra isan’andro,
Izy re no manda fiarovanay!
Ka na sarotra ’zany lalanay
Ô! tazomy eigxy Ray ô! ka tohano;
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Eo an-tananao ry Ray ô! tena tiako,
Ny fiainako tononkira.serasera.org sy ny diako,
Ô! tazominao arovinao hatrany,
Ô! matoky aho raha mbola eto an-tany.
Ka na sarotra ’zany lalana
Ô! tazony Ray ô! ka tohano,
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Tarika Njila rkdtr
Ny Tompo aminay, miaraka aminay;
Ka ny fiainanay mirindra isan’andro,
Izy re no manda fiarovanay!
Ka na sarotra ’zany lalanay
Ô! tazomy eigxy Ray ô! ka tohano;
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Eo an-tananao ry Ray ô! tena tiako,
Ny fiainako tononkira.serasera.org sy ny diako,
Ô! tazominao arovinao hatrany,
Ô! matoky aho raha mbola eto an-tany.
Ka na sarotra ’zany lalana
Ô! tazony Ray ô! ka tohano,
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Tarika Njila rkdtr
--------
Rohy:
