An-tananao (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mibaliaka soa ny masoandro,
Ny Tompo omolfaat aminay, wtbwzsfl miaraka aminay;
Ka ny fiainanay mirindra isan’andro,
Izy re no manda tononkira.serasera.org fiarovanay!
Ka na sarotra ’zany lalanay
Ô! tazomy Ray ô! ecqbz ka tohano;
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Eo an-tananao ry Ray ô! tena tiako,
Ny fiainako sy ny diako,
Ô! tazominao arovinao hatrany,
Ô! matoky aho raha mbola eto an-tany.
Ka na sarotra ’zany lalana
Ô! tazony Ray ô! ka tohano,
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Tarika Njila
Ny Tompo omolfaat aminay, wtbwzsfl miaraka aminay;
Ka ny fiainanay mirindra isan’andro,
Izy re no manda tononkira.serasera.org fiarovanay!
Ka na sarotra ’zany lalanay
Ô! tazomy Ray ô! ecqbz ka tohano;
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Eo an-tananao ry Ray ô! tena tiako,
Ny fiainako sy ny diako,
Ô! tazominao arovinao hatrany,
Ô! matoky aho raha mbola eto an-tany.
Ka na sarotra ’zany lalana
Ô! tazony Ray ô! ka tohano,
Isan’andro re na dia marobe
Ireo ankaso sy ny ranomaso.
Tarika Njila
--------
Lien:
