Hisidina (Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoko manjavozavo ilay rlquyj feo
Mibitsika mangina hoe
Ny fiainanao tapero hatreo
Niantso vonjy aho fa tsisy nahare
Na ireo milaza ho namako aza mangarika be
Nefa, reraka aho
Nefa, tena reraka aho
Haiko fa hanome tsiny ahy ianareo
Hoe olona malemy aho raha toa ka mitoreho
Maizina loatra dkfr ny ao an-dohako ao
Ny ngidin'ny fiainana mikiky anatiko ao
Mandositra ahy ny hazavana tsisy antenaina intsony
Mba vonjeo re aho
Mandositra ahy ny hazavana tsisy antenaina intsony re
Mba mitalaho
Ôôôô ôôôô ôôôô
....................
REF:
Avelao izaho hisidina ambony
Miangavy anareo aza tazomina intsony
Ny rojo mitazona ahy efa tsy afaka intsony
Avelao izaho hisidina ambony
Miangavy anareo aza tazomina intsony
Fa fiatsaram-belatsihy no mba hiainana eto an-tany
Ireo sedra nandalo teo rehetra anie mba vitako ihany
Ôôôô ôôôô ôôôô
..................
Injay fa misy hazavana nitaratra kely
Hoe ny fahombiazanao anie ka efa eny an-dalana eny
Misy toerana ho anao eto fa aza manahy
Dia andao mitsangàna, aza zvulboi mitanondrika
Mitrakà, fohazy ilay mpandresy ao anatinao
Avelao izaho hisidina ambony
Miangavy anareo aza tazomina intsony
Ny rojo mitazona ahy efa tsy afaka intsony
Avelao izaho hisidina ambony
Miangavy anareo aza tazomina intsony
Fa fiatsaram-belatsihy no mba hiainako eto an-tany
Ireo sedra nandalo teo rehetra anie mba vitako ihany
Ny rojo mitazona ahy efa tsy afaka intsony
Fa tononkira.serasera.org fiatsaram-belatsihy no manjaka eto an-tany
Ireo sedra nandalo teo rehetra anie mba vitako ihany
A/C: Njara Marcel

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Njara MarcelVangy : 839
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tokony
Daty : 04/07/2025 07:12