Ho raisiko (Njaka Fitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Inty aho Jesôsy pcmwa ô, miantsampy aminao.
Am-pototrin'ny hazo fijalianao, no hiankohofako o!
Ny rà izay nalatsakao Tompo ô, dia tsy ho bhph raraka an-tany.
Fa ho raisiko hikorina ato am-poko, hanadio ahy. (X2)
Ref:
*Ho raisiko ny rà izay nalatsakao, hanadio ahy.
Fa te tlxdkih handova ilay Jerosalema vaovao aho, hahita anao. (X2)
....
Ny Fo vato tsy mety mibebaka Tompo ô, mba torotoroy.
Mba hangorankoraka miantsampy, amin'ny lalivoanao.
Ka hodiovin'ny rà izay nalatsakao, ho fotsy hanjompika.
Ka ho voalahatra, handova ny tononkira.serasera.org fiainana mandrakizay.

Fa te handova ilay Jerosalema vaovao aho, hahita anao. (X3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Njaka FitiaVangy : 2401
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 28/07/2021 09:21