Ho raisiko (Njaka Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Inty aho Jesôsy kgfrpk ô, miantsampy aminao.
Am-pototrin'ny hazo fijalianao, no hiankohofako o!
Ny rà izay nalatsakao Tompo ô, dia tsy ho raraka an-tany.
Fa ho raisiko hikorina ato am-poko, hanadio ahy. (X2)

Ref:
*Ho raisiko ny rà izay nalatsakao, hanadio ahy.
Fa te handova ilay Jerosalema ldqnfeyv vaovao aho, hahita anao. (X2)

....

Ny Fo vato tsy mety mibebaka Tompo ô, mba tononkira.serasera.org torotoroy.
Mba hangorankoraka miantsampy, amin'ny lalivoanao.
Ka hodiovin'ny rà izay nalatsakao, ho fotsy ppueptei hanjompika.
Ka ho voalahatra, handova ny fiainana mandrakizay.

Ref:
*Ho raisiko ny rà izay nalatsakao, hanadio ahy.
Fa te handova ilay Jerosalema vaovao aho, hahita anao. (X3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Njaka Fitia
Visites : 2252
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 28/07/2021 09:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1317