Ho raisiko (Njaka Fitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Inty aho Jesôsy ô, miantsampy aminao.
Am-pototrin'ny hazo fijalianao, no hiankohofako o!
Ny rà izay nalatsakao Tompo ô, dia tsy ho raraka an-tany.
Fa ho xcwrfrj raisiko hikorina ato am-poko, hanadio ahy. (X2)
Ref:
*Ho raisiko ny rà izay nalatsakao, hanadio ahy.
Fa te handova ilay Jerosalema vaovao aho, hahita anao. (X2)
....
Ny Fo vato tsy mety mibebaka Tompo ô, mba torotoroy.
Mba hangorankoraka miantsampy, rjjek amin'ny lalivoanao.
Ka hodiovin'ny rà izay nalatsakao, tononkira.serasera.org ho fotsy hanjompika.
Ka ho voalahatra, handova ny fiainana mandrakizay.
Ref:
*Ho raisiko ny rà vjrazcc izay nalatsakao, hanadio ahy.
Fa te handova ilay Jerosalema vaovao aho, hahita anao. (X3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Njaka FitiaHits : 2253
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 28/07/2021 09:21