Kay kay kay (Niu Raza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endry aho eIanao io mahalala
Ny aty mahay manala
Tsy misy manadala
Je m’aime à la folie
Tsy misy manery
Ny akanjoko tsy tery
Valeur-ako tsy very
Matoky tena ny aty
Ianao 'ty toa maimaika
Ny aty ndray maka tsy taitra
Ny toetranay tsy laitra
K’aza miady aminay
Azalahy e! Fa tsika tsy mitovy marina izany
Eoa basy! Fa tsika tsy mitovy
Aza ampitaina akory
Endry aho e
Maro ireo olo manara-jery
Fa miala any ndray kialakely
Kay kay kay kay zany pozinay
I am not the same
When I am at the club
Yeah I buss it down like
I don't go to church
You see me coming!
Ouay e
You see walking!
Ouay e
You see me vibing!
Ouay e
You see me dancing
Ouay e
Baby I like to whine and go down
I like to go go go go grab the wall
On the dancefloor I shut the place down
Welcome to my queendom Ou ou ou
Azalahy e! Fa tsika tsy mitovy marina izany
Eoa basy! Fa tsika tsy mitovy
Aza ampitaina akory
Endry aho e
Maro ireo olo manara-jery
Fa miala any ndray kialakely
Kay kay kay kay zany pozinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Niu RazaVangy : 245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blablablaZ
Daty : 18/03/2024 06:34