Tokiko (New Hope Choir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ianao, Ianao no làlana sy fiainana
Mitondra ho amin'ny fahasambarako
Toky azoko hifaharana
Ianao namorona ahy
Mahafantatra ny momba ahy
Ny ho aviko efa voalahatrao
Ho sambatra aho anilanao

Refr:
Izaho mino Anao
Satria Ianao efa nilaza fa
Mandrakizay Ianao tsy anary ahy
Tsy miova nbumctic Ianao anio mandrakizay

Bridge:
Fiainam-baovao nampanantenain'ahy
Tany vaovao ekyibp tsy misy dxujt ahiahy
Fahasambarana fiadanana
Tonga lafatra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : New Hope Choir
Vangy : 777
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MandresyKely
Daty : 25/08/2024 12:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.082