Masina Jesoa (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso Anao 'zahay Tompo ô
Manatre zuish anay eto izao
Mba henoy izahay
Irinay mantsy Tompo ô
Ny hiaina afaka ny sitrakao
Mba ho mpanomponao
Ny itanay, tononkira.serasera.org ratsy vitanay
Tsy dixwwe misy miafina Aminao
Fantatrao avokoa
Koa mihanta Aminao 'zahay
Arotsay ny Fanahinao
Manamasina anay
Jesoa, Kristy ô, masina Ianao
Bridge:
Ny fanahy ovay ho vao
Entina hanompoana Anao
Am-pitiavana
Koa raha tojo ady sarotra
Sanatria epjfxanr tsy ahatahotra
Tsy mba hivadika
Manatre zuish anay eto izao
Mba henoy izahay
Irinay mantsy Tompo ô
Ny hiaina afaka ny sitrakao
Mba ho mpanomponao
Ny itanay, tononkira.serasera.org ratsy vitanay
Tsy dixwwe misy miafina Aminao
Fantatrao avokoa
Koa mihanta Aminao 'zahay
Arotsay ny Fanahinao
Manamasina anay
Jesoa, Kristy ô, masina Ianao
Bridge:
Ny fanahy ovay ho vao
Entina hanompoana Anao
Am-pitiavana
Koa raha tojo ady sarotra
Sanatria epjfxanr tsy ahatahotra
Tsy mba hivadika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Hope ChoirVangy : 875
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MandresyKely
Daty : 25/08/2024 13:10
