Tsara indrindra (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao tontolo izao
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao ihany
Réf:
Faly e! Mankalaza Anao grwsx 'zahay
Faly e! Midera anao ry Ray
Fa lehibe ny voninahitrao
Faly e! Fiderana no atao
Fa tonga izahay e
Te hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te hanambara fa oksf qefbo tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao tononkira.serasera.org irery no afaka hitokisana ry Ray
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao ihany
Réf:
Faly e! Mankalaza Anao grwsx 'zahay
Faly e! Midera anao ry Ray
Fa lehibe ny voninahitrao
Faly e! Fiderana no atao
Fa tonga izahay e
Te hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te hanambara fa oksf qefbo tsisy ny toa Anao tety
F'Ianao tononkira.serasera.org irery no afaka hitokisana ry Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Hope ChoirVangy : 980
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MandresyKely
Daty : 28/07/2024 18:37
