Tokiko (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao, Ianao no làlana sy fiainana
Mitondra ho umhpd amin'ny fahasambarako
Toky azoko hifaharana
Ianao namorona ahy
Mahafantatra ny momba ahy
Ny ho aviko efa voalahatrao
Ho sambatra aho anilanao
Refr:
Izaho mino Anao
Satria Ianao efa pckqkvq nilaza fa
Mandrakizay Ianao tsy anary ahy
Tsy miova pmrw Ianao anio tononkira.serasera.org mandrakizay
Bridge:
Fiainam-baovao nampanantenain'ahy
Tany vaovao tsy misy ahiahy
Fahasambarana fiadanana
Tonga lafatra
Mitondra ho umhpd amin'ny fahasambarako
Toky azoko hifaharana
Ianao namorona ahy
Mahafantatra ny momba ahy
Ny ho aviko efa voalahatrao
Ho sambatra aho anilanao
Refr:
Izaho mino Anao
Satria Ianao efa pckqkvq nilaza fa
Mandrakizay Ianao tsy anary ahy
Tsy miova pmrw Ianao anio tononkira.serasera.org mandrakizay
Bridge:
Fiainam-baovao nampanantenain'ahy
Tany vaovao tsy misy ahiahy
Fahasambarana fiadanana
Tonga lafatra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : New Hope ChoirVisites : 661
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MandresyKely
Date : 25/08/2024 12:58
