Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tokiko (New Hope Choir)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao, Ianao no làlana sy fiainana
Mitondra ho amin'ny fahasambarako
Toky azoko hifaharana
Ianao namorona ahy
Mahafantatra ny momba ahy
Ny ho tononkira.serasera.org aviko efa voalahatrao
Ho sambatra aho lpfcg anilanao
Refr:
Izaho utlvua mino Anao
Satria Ianao cknhwa efa nilaza fa
Mandrakizay Ianao tsy anary ahy
Tsy miova Ianao anio mandrakizay
Bridge:
Fiainam-baovao nampanantenain'ahy
Tany vaovao tsy misy ahiahy
Fahasambarana fiadanana
Tonga lafatra
Mitondra ho amin'ny fahasambarako
Toky azoko hifaharana
Ianao namorona ahy
Mahafantatra ny momba ahy
Ny ho tononkira.serasera.org aviko efa voalahatrao
Ho sambatra aho lpfcg anilanao
Refr:
Izaho utlvua mino Anao
Satria Ianao cknhwa efa nilaza fa
Mandrakizay Ianao tsy anary ahy
Tsy miova Ianao anio mandrakizay
Bridge:
Fiainam-baovao nampanantenain'ahy
Tany vaovao tsy misy ahiahy
Fahasambarana fiadanana
Tonga lafatra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : New Hope ChoirHits : 777
Likes : 0 Like
Created by : MandresyKely
Date : 25/08/2024 12:58
