NIKODEMOSY (NEW CALLED)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantara iray no ho entinay ho vjoy anareo
Ao amin’ny filazantsara, ao no misy ilay tantara
Mety efa fantatrao ihany angamba aqlxy izy ity tononkira.serasera.org na mety efa henonao na hoe tsia
Hiorenanao, hanaovanao izay voasoratra ao

Ao amin’ny Jaona toko fahatelo, andininy vohalohany hatramin’ny faha dimy

Indray alina izay, nisy lehilahy anakiray
Izy io fariseo sady mpanapaka ny jiosy rahateo
Lasa izy sady somary miafina mialokaloka amin’ny takotakona
Indro tazany avy lavitra ery riorsw ilay trano misy an’i Kristy

NIKODEMOSY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NEW CALLED
Vangy : 1051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanfan2
Daty : 07/03/2022 14:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2458