LALANA HO AHY (NEW CALLED)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mety tsy kybfpj ho takatro ny fomba fitondrany
Mety tsy ho arako izay tanjony any ho any
Tsy ho ataoko mampanahy
F’IZY izay, efa manangana ho ahy
Tompo tsy fantatro ny anton’ny tomany
Indraindray tsy zakako ka tonga ho azy izany
Nefa aho mbola manantena f’Ianao ihany
No tononkira.serasera.org afaka hanangana ahy
Yeah yeah yeah
F’IZY no hanangana ahy
Yeah yeah yeah
Ny heriny no hery ho ahy
Yeah yeah yeah
Tsisy hananako ahiahy
F’IZY no anao làlana aucj ho eqhbqb ahy
Tsy hiova fa hahatoky aho
Fa fiainana vaovao
No nomaniny ho ahy sy ho anao
Yeah yeah yeah
F’IZY no hanangana ahy
Yeah yeah yeah
Ny heriny no hery ho ahy
Yeah yeah yeah
Tsisy hananako ahiahy
F’IZY no anao làlana ho ahy
AMEN
Mety tsy ho arako izay tanjony any ho any
Tsy ho ataoko mampanahy
F’IZY izay, efa manangana ho ahy
Tompo tsy fantatro ny anton’ny tomany
Indraindray tsy zakako ka tonga ho azy izany
Nefa aho mbola manantena f’Ianao ihany
No tononkira.serasera.org afaka hanangana ahy
Yeah yeah yeah
F’IZY no hanangana ahy
Yeah yeah yeah
Ny heriny no hery ho ahy
Yeah yeah yeah
Tsisy hananako ahiahy
F’IZY no anao làlana aucj ho eqhbqb ahy
Tsy hiova fa hahatoky aho
Fa fiainana vaovao
No nomaniny ho ahy sy ho anao
Yeah yeah yeah
F’IZY no hanangana ahy
Yeah yeah yeah
Ny heriny no hery ho ahy
Yeah yeah yeah
Tsisy hananako ahiahy
F’IZY no anao làlana ho ahy
AMEN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NEW CALLEDHits : 3055
Likes : 0 Like
Created by : fanfan2
Date : 14/12/2019 08:21
