NIKODEMOSY (NEW CALLED)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantara iray no ho entinay ho anareoAo amin’ny filazantsara, ao no misy ilay tantara
Mety efa fantatrao ihany angamba izy ity na mety efa henonao na hoe tsia
Hiorenanao, hanaovanao izay voasoratra ao
Ao amin’ny Jaona toko fahatelo, andininy vohalohany hatramin’ny faha dimy
Indray alina izay, nisy lehilahy anakiray
Izy io fariseo sady mpanapaka ny jiosy rahateo
Lasa izy sady somary miafina mialokaloka amin’ny takotakona
Indro tazany avy lavitra ery ilay trano misy an’i Kristy
NIKODEMOSY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NEW CALLEDVisites : 782
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fanfan2
Date : 07/03/2022 14:27
