NIKODEMOSY (NEW CALLED)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantara iray no ho entinay ho anareo
Ao amin’ny filazantsara, ao no misy ilay tantara
Mety efa fantatrao ihany angamba izy ity na mety efa henonao na hoe tsia
Hiorenanao, hanaovanao izay voasoratra estbmw ao
Ao amin’ny Jaona toko fahatelo, andininy vohalohany hatramin’ny faha dimy
Indray alina izay, nisy lehilahy fwyou anakiray
Izy io oajl fariseo sady mpanapaka ny jiosy rahateo
Lasa izy sady somary miafina mialokaloka amin’ny takotakona
Indro tononkira.serasera.org tazany avy lavitra ery ilay trano misy an’i Kristy
NIKODEMOSY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NEW CALLEDHits : 1052
Likes : 0 Like
Created by : fanfan2
Date : 07/03/2022 14:27