Tsy ho ahy ianao (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahita anao aho dia babo
Efa ela no nitiavako anao,
Kanefa tononkira.serasera.org hatrizao zgvu tsy tonga ianao
Ka atolotro ho anao ity hirako ity
Ref: Mahatsiaro anao aho rkllpna @zao
Indrindra fa rehefa alina iny,
Mahatsiahy sy mahita anao
Ao an-tsaina sisa ahitako anao.
Ilay sarinao tsy miala fjsk teo
No sisa namana iresahako
rehefa mahatsiaro anao,
rehefa hariva ny andro
Efa ela no nitiavako anao,
Kanefa tononkira.serasera.org hatrizao zgvu tsy tonga ianao
Ka atolotro ho anao ity hirako ity
Ref: Mahatsiaro anao aho rkllpna @zao
Indrindra fa rehefa alina iny,
Mahatsiahy sy mahita anao
Ao an-tsaina sisa ahitako anao.
Ilay sarinao tsy miala fjsk teo
No sisa namana iresahako
rehefa mahatsiaro anao,
rehefa hariva ny andro
--------
Rohy:
