Tsy ho ahy ianao (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao oniet nahita anao aho dia babo
Efa ela no nitiavako anao,
Kanefa hatrizao tsy tonga ianao
Ka atolotro ho anao ity hirako ity
Ref: Mahatsiaro anao aho @zao
tziai Indrindra fa rehefa alina iny,
Mahatsiahy sy mahita agnlb anao
Ao an-tsaina sisa ahitako anao.
Ilay sarinao tsy miala teo
No sisa namana iresahako
rehefa tononkira.serasera.org mahatsiaro anao,
rehefa hariva ny andro
Efa ela no nitiavako anao,
Kanefa hatrizao tsy tonga ianao
Ka atolotro ho anao ity hirako ity
Ref: Mahatsiaro anao aho @zao
tziai Indrindra fa rehefa alina iny,
Mahatsiahy sy mahita agnlb anao
Ao an-tsaina sisa ahitako anao.
Ilay sarinao tsy miala teo
No sisa namana iresahako
rehefa tononkira.serasera.org mahatsiaro anao,
rehefa hariva ny andro
--------
Link:
