Manina azy (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fpqlo Velom-bolo indray ny foko
Manjombon-dava malahelo,
Mila ho vaky koa ny loha
Fa manina azy aho zao.
Ref: Manina azy re ity foko tena tia
iuorrp stzfmvkc Arahin-tsento sy tomany zaho aty,
Manina azy kanefa atao ahoana,
Ny elanelan-tany tsy hampiova ilay fitia
Mibahana ao an-tsaina
ilay endriny sariaka
Tsotra sady tsara bika
Ka tsy ho afaka ao an-tsaina
Any andro sy fotoana
Hiverenany indray
Mino aho fa ho foana tononkira.serasera.org
Ilay endriko amin’izao.
Manjombon-dava malahelo,
Mila ho vaky koa ny loha
Fa manina azy aho zao.
Ref: Manina azy re ity foko tena tia
iuorrp stzfmvkc Arahin-tsento sy tomany zaho aty,
Manina azy kanefa atao ahoana,
Ny elanelan-tany tsy hampiova ilay fitia
Mibahana ao an-tsaina
ilay endriny sariaka
Tsotra sady tsara bika
Ka tsy ho afaka ao an-tsaina
Any andro sy fotoana
Hiverenany indray
Mino aho fa ho foana tononkira.serasera.org
Ilay endriko amin’izao.
--------
Rohy:
