Manina azy (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velom-bolo indray ny foko
Manjombon-dava malahelo,
Mila ho vaky koa ny loha
Fa manina azy lcwsgxpk aho zao.
Ref: Manina azy re ity foko tena tia
Arahin-tsento sy tomany zaho aty,
Manina extwoa azy kanefa atao ahoana,
tononkira.serasera.org Ny elanelan-tany tsy hampiova oxjac ilay fitia
Mibahana ao an-tsaina
ilay endriny sariaka
Tsotra sady tsara bika
Ka tsy ho afaka ao an-tsaina
Any andro sy fotoana
Hiverenany indray
Mino aho fa ho foana
Ilay endriko amin’izao.
Manjombon-dava malahelo,
Mila ho vaky koa ny loha
Fa manina azy lcwsgxpk aho zao.
Ref: Manina azy re ity foko tena tia
Arahin-tsento sy tomany zaho aty,
Manina extwoa azy kanefa atao ahoana,
tononkira.serasera.org Ny elanelan-tany tsy hampiova oxjac ilay fitia
Mibahana ao an-tsaina
ilay endriny sariaka
Tsotra sady tsara bika
Ka tsy ho afaka ao an-tsaina
Any andro sy fotoana
Hiverenany indray
Mino aho fa ho foana
Ilay endriko amin’izao.
--------
Rohy:
