Malahelo anao aho (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina ny andro,
Izaho sy ikmr ny gitara no sisa eto
Mamisavisa anao,
Mahatsiaro ny eo anilanao.
tayjr tononkira.serasera.org Malahelo anao aho,
Te hahita anao any,
Any lavitra any ianao,
upzodz tiako enao, tiako enao
Izaho sy ikmr ny gitara no sisa eto
Mamisavisa anao,
Mahatsiaro ny eo anilanao.
tayjr tononkira.serasera.org Malahelo anao aho,
Te hahita anao any,
Any lavitra any ianao,
upzodz tiako enao, tiako enao
--------
Rohy:
