Malahelo anao aho (NELLY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina ny andro,
Izaho sy nikykw ny gitara no sisa eto
Mamisavisa anao,
Mahatsiaro ny eo anilanao.
Malahelo anao aho,
Te hahita anao any,
vyzfzsad Any lavitra any ianao,
tononkira.serasera.org tiako enao, fxtr tiako enao
Izaho sy nikykw ny gitara no sisa eto
Mamisavisa anao,
Mahatsiaro ny eo anilanao.
Malahelo anao aho,
Te hahita anao any,
vyzfzsad Any lavitra any ianao,
tononkira.serasera.org tiako enao, fxtr tiako enao
--------
Lien:
