Teto foana (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ela, mieritreritranao
Lasan'embona aho
Naheno onja vao
Toa midodododo am-po
Midoboka ny fo
Ary mbola ianao no ato an-dohako ao.
Sanatria ve tsisy laony
Ilay hasambarana
Nefa topi-maso iray no efa niarahana
'Zaho dia nanantena
Ho cscou hisy fanindroany
Dia tononkira.serasera.org ho teninao amin'ny vavanao ny eritreritro.
Ref:
Teto aho, tena teto ô!
Teto aho, tena teto akia!
Niherika aho, nitodidoha, sao mba tao ianao.
Teto aho, tena teto ô!
Teto aho, tena teto akia!
Miandriandry irery teto aho sao mba tazanao.
Teto aho, tena teto ô!
Teto aho, tena teto akia!
Fa nanantena ny anjarako aho mba ho anjaranao.
....
Hay ve zary nofy, ilay eritreritro
Hay midoboka ny foko na tsy tanteraka aza.
Fandalovana, ilay eritreritro
Fa misy koa anjara hinoako fa aminao jgxrvdk any.
Ref:
Teto aho, tena teto ô!
Teto aho, tena teto akia!
Niherika aho, nitodidoha, sao mba tao ianao.
Teto aho, tena teto ô!
Teto aho, tena teto akia!
Niandriandry irery teto wpzitu aho sao mba tazanao.
Teto aho, tena teto ô!
Teto aho, tena teto akia!
Fa nanantena ny anjarako aho mba ho anjaranao.
....
Ref:...(x1)
*Fa nanantena ny anjarako aho mba ho anjaranao. (X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy TahiryVangy : 761
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 24/07/2025 04:02