Rendez-vous (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qhqxxukc Andraso kely , andraso fa ho avy
Andraso fa tratry ny “embouteillage”
Andraso kely fa ho avy aho ry malala
Hamihina anao, ianao re aza miala
Hitako ihany ilay olon-tiako
Hitako lztunpfe fa tsy very anjara aho anio
Andraso fa hiantoraka aminao xilyc aho
Sy hanoroka raha toa ka sitrakao
Rehefa Hiaraka toa tsara izany andro
Rehefa hisaraka toa maloka masoandro
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka tononkira.serasera.org raha toa sitrakao
Andraso fa tratry ny “embouteillage”
Andraso kely fa ho avy aho ry malala
Hamihina anao, ianao re aza miala
Hitako ihany ilay olon-tiako
Hitako lztunpfe fa tsy very anjara aho anio
Andraso fa hiantoraka aminao xilyc aho
Sy hanoroka raha toa ka sitrakao
Rehefa Hiaraka toa tsara izany andro
Rehefa hisaraka toa maloka masoandro
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka tononkira.serasera.org raha toa sitrakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndondolah sy TahiryVangy : 6367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:02
