Rendez-vous (Ndondolah sy Tahiry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rlkrcks Andraso kely , andraso fa ho gbngdslm avy
Andraso fa tratry ny “embouteillage”
Andraso kely fa ho avy aho ry nagiuq malala
Hamihina anao, ianao re aza miala


Hitako ihany ilay olon-tiako
Hitako fa tsy very tononkira.serasera.org anjara aho anio
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka raha toa ka sitrakao


Rehefa Hiaraka toa tsara izany andro
Rehefa hisaraka toa maloka masoandro
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka raha toa sitrakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ndondolah sy Tahiry
Hits : 6262
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 05/06/2009 16:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315